Joela 2:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia ho fantatrareo fa eo amin’ny Israely aho,+ ary izaho no Jehovah Andriamanitrareo fa tsy misy hafa.+ Koa tsy ho menatra intsony ny oloko.
27 Dia ho fantatrareo fa eo amin’ny Israely aho,+ ary izaho no Jehovah Andriamanitrareo fa tsy misy hafa.+ Koa tsy ho menatra intsony ny oloko.