Ezekiela 37:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia naminany araka ny nandidiana ahy aho. Koa nisy fofonaina niditra tao amin’ireo. Dia velona ireo ka nijoro tamin’ny tongony,+ ary lasa tafika tena lehibe dia lehibe.
10 Dia naminany araka ny nandidiana ahy aho. Koa nisy fofonaina niditra tao amin’ireo. Dia velona ireo ka nijoro tamin’ny tongony,+ ary lasa tafika tena lehibe dia lehibe.