14 Dia hahita tokoa ianareo ka ho ravoravo ny fonareo,+ ary hihamatanjaka toy ny ahitra mitsimoka+ ny taolanareo.+ Ary ny tanan’i Jehovah dia hatao fantatry ny mpanompony,+ fa ny fahavalony kosa homelohiny.”+
11 Rehefa afaka ny telo andro sy tapany,+ dia nisy aina avy tamin’Andriamanitra niditra tao anatin’ireo,+ ka nijoro tamin’ny tongony izy, ary raiki-tahotra indrindra izay nahita azy.