FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 59:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Araka izay ataon’ny olona ihany no hamaliany azy,+ ka hampiharany fahatezerana ny mpandrafy azy, ary homeny ny sahaza azy ny fahavalony.+ Hovaliany araka izay sahaza azy koa ireo nosy.+

  • Isaia 65:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia hatolotro ho amin’ny sabatra ianareo,+ ka hiankohoka hovonoina ianareo rehetra.+ Niantso aho+ mantsy, fa tsy namaly ianareo. Niteny aho, fa tsy nihaino ianareo.+ Nanao izay ratsy teo imasoko foana ianareo,+ ary ny zavatra tsy sitrako no nofidinareo.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara