FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 11:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Koa lazao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hangoniko avy any amin’ireo firenena koa ianareo ary hovoriko avy any amin’ireo tany nanaparitahako anareo, ka homeko anareo ny tanin’ny Israely.+

  • Ezekiela 20:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 “‘Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah,+ rehefa hoentiko any amin’ny tanin’ny Israely ianareo,+ eny, any amin’ilay tany nananganako tanana sy nianianako homena ny razanareo.

  • Ezekiela 36:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Halaiko avy any amin’ireo firenena ianareo ary hangoniko avy any amin’ny tany rehetra, ka hoentiko any amin’ny taninareo.+

  • Amosa 9:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary hampodiko ny Israely oloko izay babo.+ Dia hanorina ny tanàna rava izy ireo ka honina ao.+ Ary hanao tanimboaloboka izy ka hisotro ny divay avy aminy, sady hanao zaridaina ka hihinana ny vokatra avy aminy.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara