Ezekiela 11:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Koa lazao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hangoniko avy any amin’ireo firenena koa ianareo ary hovoriko avy any amin’ireo tany nanaparitahako anareo, ka homeko anareo ny tanin’ny Israely.+ Ezekiela 37:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa maminania ka lazao aminy hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hosokafako ny fasanareo,+ ka hampiakariko avy ao ianareo, ry oloko. Ary haveriko any amin’ny tanin’ny Israely ianareo.+
17 “Koa lazao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hangoniko avy any amin’ireo firenena koa ianareo ary hovoriko avy any amin’ireo tany nanaparitahako anareo, ka homeko anareo ny tanin’ny Israely.+
12 Koa maminania ka lazao aminy hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hosokafako ny fasanareo,+ ka hampiakariko avy ao ianareo, ry oloko. Ary haveriko any amin’ny tanin’ny Israely ianareo.+