Ezekiela 39:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 “Ry zanak’olona, maminania ny amin’ny loza hanjo an’i Goga,+ ka lazao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hamely anao aho, ry Goga, lehiben’ny mpiadidy ao Meseka+ sy Tobala.+
39 “Ry zanak’olona, maminania ny amin’ny loza hanjo an’i Goga,+ ka lazao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hamely anao aho, ry Goga, lehiben’ny mpiadidy ao Meseka+ sy Tobala.+