Ezekiela 32:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “‘Any no misy an’i Meseka+ sy Tobala+ ary ny mponina rehetra ao. Manodidina azy ny fasan’izy ireo. Tsy mifora daholo ireo, sady voatrobaky ny sabatra, noho izy ireo nampihorohoro tao amin’ny tanin’ny velona.
26 “‘Any no misy an’i Meseka+ sy Tobala+ ary ny mponina rehetra ao. Manodidina azy ny fasan’izy ireo. Tsy mifora daholo ireo, sady voatrobaky ny sabatra, noho izy ireo nampihorohoro tao amin’ny tanin’ny velona.