Ezekiela 27:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Olona avy any Persa+ sy Loda+ ary Pota+ no anisan’ny tafikao, eny, ireo lehilahy mpiady nampiasainao. Ampinga sy fiarovan-doha no nahanton’izy ireo teo aminao.+ Koa ireo no nahatonga anao ho be voninahitra.
10 Olona avy any Persa+ sy Loda+ ary Pota+ no anisan’ny tafikao, eny, ireo lehilahy mpiady nampiasainao. Ampinga sy fiarovan-doha no nahanton’izy ireo teo aminao.+ Koa ireo no nahatonga anao ho be voninahitra.