FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 8:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Asio izy ireo, ry firenena ô! Ho montsamontsana koa anefa ianareo. Mihainoa ianareo rehetra any lavitra any!+ Ataovy vonona ny fiadianareo,+ nefa ianareo ho montsamontsana ihany!+ Ataovy vonona ny fiadianareo, nefa ianareo ho montsamontsana ihany!

  • Jeremia 46:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Omano ny ampinga kely sy ny ampinga lehibe, ary manatòna hiady.+

  • Joela 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Ambarao any amin’ireo firenena+ izao: ‘Miomàna hiady!* Entano ny lehilahy mahery!+ Aoka izy ireo hanatona! Aoka hiakatra ny lehilahy mpiady rehetra!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara