6 Hitsinjo anao i Jehovah Tompon’ny tafika, ka hampiasainy hiarovana anao ny kotroka sy horohoron-tany sy feo mafy sy tafio-drivotra sy oram-baratra ary lelafo mandevona.”+
30 Hataon’i Jehovah re ny voninahitry ny feony,+ ary hataony hita ny fidinan’ny sandriny,+ miaraka amin’ny fahatezerana+ mirehitra sy ny lelafo mandevona+ sy ny oram-be sy ny oram-baratra+ ary ny havandra.+