FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 10:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary ny zanakalahin’i Jafeta dia i Gomera+ sy Magoga+ sy Maday+ sy Javana+ sy Tobala+ sy Meseka+ ary Tirasa.+

  • Ezekiela 27:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 I Javana+ sy Tobala+ ary Meseka+ no nifanaovanao raharaham-barotra. Ny entam-barotrao no nomenao ho takalon’ny olona*+ sy ny zavatra vita amin’ny varahina.

  • Ezekiela 38:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ry zanak’olona,+ mitodiha manandrify an’i Goga avy any amin’ny tany Magoga,+ dia ilay lehiben’ny mpiadidy ao Meseka+ sy Tobala.+ Maminania ny amin’ny loza hanjo azy,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara