FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 34:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa araka izay ataon’ny olombelona no hamaliany+ azy,

      Ary araka izay alehany ihany no hampanodiaviny azy.

  • Isaia 14:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Hoentin’ny hafa firenena izy ireo ka hampodiny any aminy. Ary hataon’ny taranak’Israely ho mpanompolahiny sy mpanompovaviny any amin’ny tanin’i Jehovah izy ireo.+ Dia ho lasa mpamabo+ an’ireo namabo azy ny taranak’Israely, ka hifehy an’ireo nanery azy hiasa.+

  • Matio 7:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 fa araka ny fitsarana ataonareo no hitsarana anareo,+ ary araka izay famarana ampiasainareo no hamarana ho anareo.+

  • Apokalypsy 18:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Valio araka izay nataony izy,+ ary avo roa heny mihitsy aza, eny, avo roa heny noho izay nataony no ataovy aminy koa.+ Ao amin’ny kaopy+ izay nasiany zava-pisotro mifangaro, dia asio zava-pisotro mifangaro avo roa heny+ ho azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara