FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 76:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Renoky ny torimaso ny mpitondra kalesy sy ny soavaly, satria noteneninao mafy, ry Andriamanitr’i Jakoba ô!+

  • Ezekiela 38:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Hahodiko ny sainao ary hasiako faraingo ny valanoranonao,+ ka hoentiko mivoaka ianao miaraka amin’ny tafikao manontolo,+ dia soavaly sy mpitaingin-tsoavaly. Tena mahay mihaingo+ izy rehetra, eny, miaramila be dia be mitondra ampinga lehibe sy ampinga kely, ary samy mahay mitan-tsabatra.+

  • Hagay 2:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Dia haongako tokoa ny seza fiandrianan’ireo fanjakana ary hofoanako ny herin’ny fanjakan’ireo firenena.+ Haongako ny kalesy sy ny mpitaingina azy, ary samy ho lavon-tsabatra na ny soavaly na ny olona,+ ka ny sabatry ny rahalahiny ihany no hamely azy.’”+

  • Apokalypsy 19:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 mba hihinananareo ny nofon’ny+ mpanjaka sy ny nofon’ny mpitari-tafika sy ny nofon’ny lehilahy mahery+ sy ny nofon’ny soavaly+ mbamin’izay mitaingina azy ary ny nofon’ny rehetra, na olona afaka na mpanompo, na kely na lehibe.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara