FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 19:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Satria efa tonga atỳ am-poto-tsofiko ny fahatezeranao amiko+ sy ny fieronao.+

      Koa hasiako faraingo ny oronao, ary hasiako lamboridy eo amin’ny vavanao,+

      Ka hotaritiko hiverina any amin’ny lalana niavianao ianao.”+

  • Ezekiela 29:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Hasiako faraingo anefa ny valanoranonao,+ ary hataoko miraikitra amin’ny kiranao ny trondro ao amin’ny lakandranon’i Neily. Dia hampiakariko avy ao amin’ny lakandranon’i Neily ianao mbamin’ny trondro rehetra ao, izay miraikitra amin’ny kiranao.

  • Ezekiela 39:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Hahodiko ny sainao, dia hotarihiko+ sy hampiakariko avy any amin’ny farany avaratra+ ianao, ka hoentiko eny amin’ireo tendrombohitr’i Israely.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara