Levitikosy 26:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary hasiako amin’ny sabatra ianareo ho valin’ny+ nivadihanareo tamin’ny fifanekena.+ Hitangorona ao an-tanàna ianareo, ary handefasako areti-mandringana eo aminareo.+ Dia hatolotra eo an-tanan’ny fahavalo ianareo.+ Deoteronomia 32:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ataon’ny olon-tokana ahoana no fanenjika arivo,Ary ataon’ny roa lahy ahoana no fampandositra iray alina?+Raha tsy hoe ny Vatolampiny ihany angaha no efa nivarotra azy+ tamin’ireny,Ary i Jehovah no efa nanolotra azy teo an-tanan’ireny. Salamo 106:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Koa natolony imbetsaka teo an-tanan’ireo firenena izy ireo,+Mba hanjakazaka aminy ny mpankahala azy,+
25 Ary hasiako amin’ny sabatra ianareo ho valin’ny+ nivadihanareo tamin’ny fifanekena.+ Hitangorona ao an-tanàna ianareo, ary handefasako areti-mandringana eo aminareo.+ Dia hatolotra eo an-tanan’ny fahavalo ianareo.+
30 Ataon’ny olon-tokana ahoana no fanenjika arivo,Ary ataon’ny roa lahy ahoana no fampandositra iray alina?+Raha tsy hoe ny Vatolampiny ihany angaha no efa nivarotra azy+ tamin’ireny,Ary i Jehovah no efa nanolotra azy teo an-tanan’ireny.
41 Koa natolony imbetsaka teo an-tanan’ireo firenena izy ireo,+Mba hanjakazaka aminy ny mpankahala azy,+