Jeremia 30:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa “ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanangonako ireo oloko babo, dia ny Israely sy Joda”,+ hoy i Jehovah. “Hampodiko ao amin’ilay tany nomeko ny razany izy ireo, ka ho lasany indray ny taniny.”’”+ Ezekiela 34:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Havoakako avy any amin’ireo firenena izy ireo,+ ary hangoniko avy any amin’ny tany samy hafa ka hoentiko ao amin’ny taniny.+ Hiandry an’ireo ondriko ireo eny amin’ny tendrombohitr’i Israely aho, sy eny amoron-drano, ary eny amin’izay rehetra azo onenana ao amin’ilay tany.+
3 Fa “ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanangonako ireo oloko babo, dia ny Israely sy Joda”,+ hoy i Jehovah. “Hampodiko ao amin’ilay tany nomeko ny razany izy ireo, ka ho lasany indray ny taniny.”’”+
13 Havoakako avy any amin’ireo firenena izy ireo,+ ary hangoniko avy any amin’ny tany samy hafa ka hoentiko ao amin’ny taniny.+ Hiandry an’ireo ondriko ireo eny amin’ny tendrombohitr’i Israely aho, sy eny amoron-drano, ary eny amin’izay rehetra azo onenana ao amin’ilay tany.+