Eksodosy 34:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aza miankohoka eo anatrehan’ny andriamani-kafa,+ satria Andriamanitra saro-piaro i Jehovah, ilay antsoina hoe Saro-piaro.+ Ezekiela 36:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa nampalahelo ahy ny anarako masina, izay nozimbazimbain’ny taranak’Israely tany amin’ireo firenena nitondrana azy.”+
14 Aza miankohoka eo anatrehan’ny andriamani-kafa,+ satria Andriamanitra saro-piaro i Jehovah, ilay antsoina hoe Saro-piaro.+
21 Koa nampalahelo ahy ny anarako masina, izay nozimbazimbain’ny taranak’Israely tany amin’ireo firenena nitondrana azy.”+