6 Ny efitrefitra farany ambany dia dimy hakiho ny sakany, ary ny teo antenatenany, enina hakiho ny sakany, ary ny fahatelo kosa fito hakiho ny sakany. Nisy nanesorany kely mantsy ny rindrina ivelany+ manodidina an’ilay trano, mba tsy hisy zavatra hatsofoka ao anaty rindrina.+