FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 6:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Nasiana sary sokitra ny rindrina rehetra tamin’ilay trano, na ny efitra anatiny na ny efitra ivelany, dia sarina kerobima+ sy hazo palmie+ ary felam-boninkazo.+

  • 1 Mpanjaka 7:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Nisy zavatra manify napetaka teo amin’ny tendany sy teo amin’ireo takela-barahina. Samy nasiany sary sokitra+ ireo, dia sarina kerobima sy liona ary hazo palmie, arakaraka izay nisy nalalaka teo amin’ny tsirairay. Ary nasiana sarim-boninkazo natohitohy ny manodidina azy.+

  • 2 Tantara 3:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia nopetahany volamena+ ny trano, sy ny hazo mitondra ny tafo, sy ny tokonana, sy ny rindrina, ary ny varavarana. Ary nasiany sarina kerobima voasokitra teny amin’ny rindrina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara