29 Nisy sarina liona+ sy omby+ ary kerobima+ teo amin’ireo takela-barahina izay teny anelanelan’ireo sisiny nifanapaka, ary nisy toy izany koa teo amin’ireo sisiny nifanapaka. Ary nisy sarim-boninkazo natohitohy+ natao haingony teo ambony sy teo ambanin’ny liona sy ny omby.