FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 30:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “Ary manaova alitara handoroana emboka manitra,+ ka hazo akasia no hanaovanao azy.

  • 1 Mpanjaka 7:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Ary nataon’i Solomona tsikelikely ny fitaovana rehetra momba ny tranon’i Jehovah: Ny alitara+ volamena sy ny latabatra+ volamena fitoeran’ny mofo aseho,

  • 2 Tantara 4:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary nataon’i Solomona ny fitaovana+ rehetra tao amin’ny tranon’Andriamanitra sy ny alitara volamena+ sy ny latabatra+ fitoeran’ny mofo aseho,

  • Apokalypsy 8:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nisy anjely hafa iray koa tonga nijoro teo akaikin’ny alitara,+ sady nanana fitaovana volamena fandoroana emboka manitra. Nomena emboka manitra+ be dia be izy mba hatolony teo ambonin’ilay alitara volamena teo anoloan’ny seza fiandrianana, tamin’ny fotoana nandrenesana ny vavaky ny olona masina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara