FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 44:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 ‘Izy ireo no hiditra ao amin’ny toerako masina,+ ary izy ireo koa no hanatona ny latabatro* mba hanompo ahy.+ Hiantsoroka ny andraikiny eo amin’ny fanompoana ahy izy ireo.+

  • Malakia 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “‘Noho ianareo manolotra mofo+ voaloto eo amin’ny alitarako.’

      “‘Dia hoy ianareo: “Tamin’inona no nandotoanay anao?”’

      “‘Noho ianareo milaza hoe: “Tsisy ilana azy+ ny latabatr’i+ Jehovah.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara