Ezekiela 41:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Alitara hazo nirefy telo hakiho ny haavony, ary roa hakiho ny lavany. Nisy andry teo amin’ny zoron’izy io,+ ary nisy rindrina hazo nanaraka ny lavany. Dia hoy ilay lehilahy tamiko: “Io ilay latabatra eo anatrehan’i Jehovah.”+ Malakia 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “‘Noho ianareo manolotra mofo+ voaloto eo amin’ny alitarako.’ “‘Dia hoy ianareo: “Tamin’inona no nandotoanay anao?”’ “‘Noho ianareo milaza hoe: “Tsisy ilana azy+ ny latabatr’i+ Jehovah.”
22 Alitara hazo nirefy telo hakiho ny haavony, ary roa hakiho ny lavany. Nisy andry teo amin’ny zoron’izy io,+ ary nisy rindrina hazo nanaraka ny lavany. Dia hoy ilay lehilahy tamiko: “Io ilay latabatra eo anatrehan’i Jehovah.”+
7 “‘Noho ianareo manolotra mofo+ voaloto eo amin’ny alitarako.’ “‘Dia hoy ianareo: “Tamin’inona no nandotoanay anao?”’ “‘Noho ianareo milaza hoe: “Tsisy ilana azy+ ny latabatr’i+ Jehovah.”