-
Ezekiela 41:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Nisy tranobe teo anoloan’ny faritra manasaraka, ary nivoaka niankandrefana ny ilan’izy io. Fitopolo hakiho ny sakany. Dimy hakiho kosa ny hatevin’ny rindriny rehetra, ary sivifolo hakiho ny lavany.
-
-
Ezekiela 41:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Norefesiny ny lavan’ilay tranobe sy ireo lalantsara teo amin’ny andaniny roa tamin’izy io, ka nisy zato hakiho. Teo anoloan’ilay faritra manasaraka, izay teo amin’ny ilany andrefana tamin’io faritra io, no nisy an’ilay tranobe.
Norefesiny koa ny tempoly sy ny efitra anatiny+ ary ny lala-mitafon’ny tokotany.
-