8 Dia nataony ny Masina Indrindra,+ ka roapolo hakiho mitovy amin’ny sakan’ilay trano ny lavany, ary roapolo hakiho koa ny sakany.+ Ary nopetahany takela-bolamena tsara milanja talenta eninjato, ilay efitra.
4 Dia norefesiny ny lavany, ka nisy roapolo hakiho, ary roapolo hakiho koa ny sakany,+ teo anoloan’ny tempoly.* Ary hoy izy tamiko: “Ity no Masina Indrindra.”+