FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 16:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary hoy izy tamin’i Kora sy ny olony rehetra: “Rahampitso maraina i Jehovah no hampahafantatra hoe iza no azy,+ sy iza no masina,+ ary iza no tokony hanatona azy,+ ka izay hofidiny+ no hanatona azy.

  • Deoteronomia 21:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Ary hanatona eo ny mpisorona taranak’i Levy, satria izy ireo no nofidin’i Jehovah Andriamanitrao hanompo azy+ sy hitso-drano+ amin’ny anaran’i Jehovah, ary ny tenin’izy ireo no hoenti-mandamina ny adihevitra rehetra momba ny herisetra isan-karazany.+

  • Ezekiela 40:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Ary ilay efitra fisakafoana mitodika mianavaratra dia ho an’ny mpisorona miandraikitra ny alitara.+ Tsy iza ireo fa ny zanakalahin’i Zadoka,+ izay taranak’i Levy. Ireo no manatona an’i Jehovah mba hanompo azy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara