-
Nomery 18:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ho anao ny ampahany amin’ny zavatra masina indrindra nalaina avy amin’ireo fanatitra natao anaty afo. Zavatra masina indrindra ho anao sy ho an’ny zanakao lahy ny fanatitra rehetra hatolony ho ahy, anisan’izany ny fanatitra varimbazaha+ sy ny fanatitra noho ny ota+ ary ny fanatitra noho ny heloka.+
-
-
Nehemia 13:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 dia efa nanao efitra fisakafoana+ malalaka ho an’i Tobia. Tao anefa taloha no fametrahana ny fanatitra varimbazaha,+ sy ny ditin-kazo manitra, sy ny fitaovana, sy ny fanomezana ho an’ny mpisorona, ary ny ampahafolon’ny varimbazaha sy ny divay vaovao+ ary ny menaka,+ izay samy natao ho an’ny Levita+ sy ny mpihira ary ny mpiandry vavahady.
-