FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 10:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 mba hahaizanareo hanavaka ny zavatra masina sy ny tsy masina ary ny maloto sy ny madio,+

  • Ezekiela 22:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Tsy niraharaha ny lalàko ny mpisorona ao aminy,+ sady nanazimbazimba ny toerako masina.+ Tsy nasiany fiavahany intsony+ ny zava-masina sy ny tsy masina.+ Tsy nampahafantariny koa ny fahasamihafan’ny maloto sy ny madio.+ Nodiany tsy hita ny sabatako,+ ary zimbazimbaina eo anivon’izy ireo aho.+

  • Ezekiela 44:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “‘Izy ireo no hampianatra ny oloko ny fahasamihafan’ny zavatra masina sy ny tsy masina. Ary hampahafantarin’izy ireo azy ny fahasamihafan’ny maloto sy ny madio.+

  • 2 Korintianina 6:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “‘Koa mivoaha eo aminy ianareo, ary misaraha aminy’, hoy i Jehovah, ‘ary aza mikasika intsony izay maloto’”,+ “‘dia handray anareo aho.’”+

  • Apokalypsy 21:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Tsy hiditra ao mihitsy+ izay zavatra tsy masina sy izay mpanao zava-maharikoriko+ sy mpandainga,+ fa izay voasoratra ao amin’ny horonam-bokin’ny fiainana ihany, dia ny horonam-bokin’ny Zanak’ondry.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara