FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 10:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia nanainga ny elany ny kerobima ka niakatra niala tamin’ny tany,+ teo imasoko. Rehefa nandeha izy ireo, dia teo anilany koa ny kodiarana. Nijoro teo amin’ilay fidirana amin’ny vavahadin’ny tranon’i Jehovah izy ireo, teo amin’ilay fidirana teo atsinanana. Ary terỳ ambonin’izy ireo ny voninahitr’ilay Andriamanitry ny Israely.

  • Ezekiela 40:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nankeo amin’ilay vavahady, izay nitodika niantsinanana,+ ilay lehilahy. Dia niakatra teo amin’ny tohatohatr’ilay vavahady izy, ary norefesiny ny tokonana iray tamin’ilay vavahady+ ka nirefy bararata iray ny sakany, ary toy izany koa ny sakan’ilay tokonana iray.

  • Ezekiela 42:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Rehefa vitan’ilay lehilahy ny nandrefy an’ilay trano anatiny, dia nentiny nivoaka tamin’ilay vavahady nitodika niantsinanana+ aho. Ary norefesiny ny manodidina.

  • Ezekiela 44:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Dia nentin-dralehilahy niverina teo amin’ny vavahadin’ny toerana masina aho, dia ilay vavahady ivelany nitodika niantsinanana,+ kanjo nihidy ilay izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara