46 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hihidy+ mandritra ny enina andro fiasana+ ny vavahadin’ny tokotany anatiny, dia ilay vavahady mitodika miantsinanana.+ Hivoha kosa izy io amin’ny andro sabata sy amin’ny andro maha tsinana ny volana.+