FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 6:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary nanao antso nifamalivaly izy ireo hoe: “Masina, masina, masina i Jehovah Tompon’ny tafika!+ Ahitana taratry ny voninahiny ny zava-drehetra mameno ny tany.”

  • Ezekiela 3:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Dia nitsangana aho ka nankeny amin’ny tany lemaka, ary io fa teo ny voninahitr’i Jehovah,+ toy ilay voninahitra efa hitako tany amoron’ny reniranon’i Kebara.+ Koa niankohoka aho.+

  • Ezekiela 9:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary niakatra avy teo ambonin’ireo kerobima+ ny voninahitr’ilay Andriamanitry ny Israely,+ ka nankeo amin’ny tokonan’ilay trano.+ Dia nantsoin’Andriamanitra ilay lehilahy nanao akanjo rongony,+ izay nisy fitoeran-dranomaintin’ny mpitan-tsoratra teo amin’ny andilany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara