4 Ary hitako fa iny nisy rivo-mahery+ avy any avaratra, sy rahona matevina,+ ary afo nihovotrovotra.+ Namirapiratra ny manodidina an’ilay rahona. Ary avy teo afovoan’izy io, dia nisy zavatra namirapiratra hoatran’ny metaly nanjelatra, avy teo afovoan’ny afo.+