Ezekiela 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nijery aho ka zavatra hoatran’ny afo no hitako.+ Nanomboka teo amin’ilay toy ny andilany no ho midina dia nisy afo.+ Fa nanomboka teo amin’ny andilany no ho miakatra kosa, nisy hoatran’ny namirapiratra toy ny metaly nanjelatra.*+
2 Ary nijery aho ka zavatra hoatran’ny afo no hitako.+ Nanomboka teo amin’ilay toy ny andilany no ho midina dia nisy afo.+ Fa nanomboka teo amin’ny andilany no ho miakatra kosa, nisy hoatran’ny namirapiratra toy ny metaly nanjelatra.*+