Ezekiela 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 dia tonga tamin’i Ezekiela+ zanak’i Bozy mpisorona ny tenin’i Jehovah,+ teto amin’ny tanin’ny Kaldeanina,+ teo amoron’ny reniranon’i Kebara. Niasa tamin’i Ezekiela koa ny tanan’i Jehovah,+ teo amin’io toerana io. Ezekiela 3:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia nitsangana aho ka nankeny amin’ny tany lemaka, ary io fa teo ny voninahitr’i Jehovah,+ toy ilay voninahitra efa hitako tany amoron’ny reniranon’i Kebara.+ Koa niankohoka aho.+
3 dia tonga tamin’i Ezekiela+ zanak’i Bozy mpisorona ny tenin’i Jehovah,+ teto amin’ny tanin’ny Kaldeanina,+ teo amoron’ny reniranon’i Kebara. Niasa tamin’i Ezekiela koa ny tanan’i Jehovah,+ teo amin’io toerana io.
23 Dia nitsangana aho ka nankeny amin’ny tany lemaka, ary io fa teo ny voninahitr’i Jehovah,+ toy ilay voninahitra efa hitako tany amoron’ny reniranon’i Kebara.+ Koa niankohoka aho.+