Ezekiela 24:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fambara+ ho anareo i Ezekiela, ka izay rehetra nataony no hataonareo. Rehefa tonga izany,+ dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah Tompo Fara Tampony.’”’”+
24 Fambara+ ho anareo i Ezekiela, ka izay rehetra nataony no hataonareo. Rehefa tonga izany,+ dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah Tompo Fara Tampony.’”’”+