Ezekiela 44:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa hoy i Jehovah tamiko: “Hihidy foana io vavahady io. Tsy hosokafana izy io ary tsy hisy olombelona hiditra eo, satria i Jehovah Andriamanitry ny Israely+ mihitsy no efa niditra teo, ka hihidy foana io.
2 Koa hoy i Jehovah tamiko: “Hihidy foana io vavahady io. Tsy hosokafana izy io ary tsy hisy olombelona hiditra eo, satria i Jehovah Andriamanitry ny Israely+ mihitsy no efa niditra teo, ka hihidy foana io.