10 Dia hitan’izy ireo ny Andriamanitry ny Israely:+ Teo ambanin’ny tongony dia nisy zavatra toy ny safira fisaka natao rarivato, sy toy ny lanitra madio.+
2 Dia hitako tonga avy any atsinanana+ ny voninahitr’ilay+ Andriamanitry ny Israely. Toy ny feon’ny rano be ny feony,+ ary namirapiratra ny tany azon’ny voninahiny.+