FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 16:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia nafindrany nankeo avaratry ny alitarany ilay alitara varahina+ teo anatrehan’i Jehovah, izay teo anoloan’ilay trano, izany hoe teo anelanelan’ny alitarany sy ny tranon’i Jehovah.+

  • Ezekiela 8:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia nisy hoatran’ny tanana+ hitako natsotrany, ka noraisiny tamin’ny volon-dohako aho. Koa nisy fanahy*+ nanainga ahy ho eo anelanelan’ny tany sy ny lanitra, ka nitondra ahy tany Jerosalema, tao anatin’ny fahitana avy tamin’Andriamanitra.+ Nentiny ho eo amin’ny fidirana amin’ilay vavahady anatiny,+ izay mitodika mianavaratra, aho. Teo no nisy an’ilay sampy izay mahatonga an’Andriamanitra ho saro-piaro.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara