Eksodosy 27:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Asio tandrony+ ny zorony efatra, ka tokony ho avy amin’ny zoron’ilay alitara ihany ireo tandrony. Dia petaho takela-barahina ilay alitara.+ Apokalypsy 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nitsoka ny trompetrany+ ny anjely+ fahenina, dia nahare feo+ avy teo amin’ny tandroky ny alitara+ volamena izay teo anatrehan’Andriamanitra aho.
2 Asio tandrony+ ny zorony efatra, ka tokony ho avy amin’ny zoron’ilay alitara ihany ireo tandrony. Dia petaho takela-barahina ilay alitara.+
13 Ary nitsoka ny trompetrany+ ny anjely+ fahenina, dia nahare feo+ avy teo amin’ny tandroky ny alitara+ volamena izay teo anatrehan’Andriamanitra aho.