FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 29:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Ento eo anoloan’ny tranolay fihaonana ilay ombilahy. Ary hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay omby i Arona sy ny zanany.+

  • Levitikosy 8:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Nentin’i Mosesy ny omby+ atao fanatitra noho ny ota. Ary nametraka ny tanany teo amin’ny lohan’ilay+ omby i Arona sy ny zanany lahy.

  • Hebreo 7:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Tsy mila manao tahaka an’ireny mpisoronabe ireny izy, ka manolotra sorona isan’andro,+ voalohany noho ny otan’ny tenany,+ ary avy eo noho ny otan’ny vahoaka.+ Fa efa nataony indray mandeha+ monja izany rehefa nanolotra+ ny tenany izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara