FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 30:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “Rehefa mihatra aminao daholo ireo teny ireo, izany hoe ny fitahiana+ sy ny ozona+ izay ataoko eo anatrehanao, ka raketinao ao am-ponao indray+ izany, any amin’ny firenena rehetra anaparitahan’i Jehovah Andriamanitrao anao,+

  • Salamo 137:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 137 Teo amoron’ny renirano tany Babylona+ izahay no nipetrapetraka.+

      Teo koa izahay no nitomany rehefa nahatsiaro an’i Ziona.+

  • Ezekiela 12:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Havelako hisy vitsivitsy hiangana ihany anefa amin’izy ireo, dia ireo sisa tsy matin’ny sabatra+ sy ny mosary ary ny areti-mandringana. Amin’izay ireny dia ho afaka hitantara any amin’ireo firenena handehanany,+ ny zava-maharikoriko+ rehetra nataony. Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.”

  • Zakaria 10:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia haparitako any amin’ireo firenena izy ireo,+ eny, haparitako toy ny voa afafy. Hahatsiaro ahy izy ireo, any an-tany lavitra any.+ Ary ho velombelona indray izy ireo mbamin’ny zanany, ka hiverina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara