FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 44:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Koa tsy zakan’i Jehovah intsony izany tamin’ny farany, satria zavatra ratsy sy maharikoriko no nataonareo.+ Koa rava tanteraka ny taninareo sady nigagan’ny olona sy voaozona, ka tsy misy mponina intsony, toy ny amin’izao andro izao.+

  • Ezekiela 6:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Mitehafa ho fanehoanao ny alahelonao,+ ary atontòny amin’ny tany ny tongotrao, ka milazà hoe: “Indrisy!”, noho ny zava-dratsy rehetra maharikoriko nataon’ny taranak’Israely,+ satria ho lavon’ny sabatra+ sy ny mosary+ ary ny areti-mandringana izy ireo.+

  • Ezekiela 7:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tonga aminao tokoa izao ny farany,+ ary hampihatra ny fahatezerako aminao aho, ka hitsara anao araka izay nataonao,+ ary hataoko mizaka ny vokatry ny zava-maharikoriko rehetra nataonao ianao.

  • Ezekiela 33:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah, rehefa ataoko lao tsy misy mponina ilay tany,+ noho ny zava-maharikoriko rehetra nataon’izy ireo.”’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara