FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 50:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa hoy kosa Andriamanitra amin’ny ratsy fanahy:+

      “Iza no nanome anao zo hitanisa ny fitsipiko,+

      Sy hilaza ny fifanekena nataoko?+

  • Joela 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia ho fantatrareo fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo+ izay mitoetra ao Ziona, tendrombohitro masina.+ Ary ho toerana masina i Jerosalema,+ ka tsy hisy vahiny hamakivaky intsony eo.+

  • Zakaria 14:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ho lasa zava-masin’i Jehovah Tompon’ny tafika ny vilanibe rehetra any Jerosalema sy Joda. Ary hiditra izay rehetra manao sorona ka haka amin’ireny vilanibe ireny ary hahandro hena ao anatiny.+ Ary tsy hisy Kananita+ intsony ao an-tranon’i Jehovah Tompon’ny tafika, amin’izany andro izany.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara