18 “Tsy ho re ao amin’ny taninao intsony ny herisetra, ary tsy ho re ao anatin’ny faritry ny taninao ny fandrobana sy ny fandravana.+ Ny mandanao hantsoinao hoe Famonjena,+ ary ny vavahadinao hantsoinao hoe Fiderana.
27 Tsy hiditra ao mihitsy+ izay zavatra tsy masina sy izay mpanao zava-maharikoriko+ sy mpandainga,+ fa izay voasoratra ao amin’ny horonam-bokin’ny fiainana ihany, dia ny horonam-bokin’ny Zanak’ondry.+