FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary ny mpisorona hanao akanjo fisoronana vita amin’ny lamba rongony,+ sy kilaoty lava+ vita amin’ny lamba rongony, hanaronana ny fitanjahany. Dia hesoriny ny lavenona feno menaka+ avy amin’ny fanatitra dorana, izay levonin’ny afo eo ambony alitara, ka hataony eo anilan’ny alitara.

  • Ezekiela 42:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Rehefa miditra ao ny mpisorona, dia tsy hivoaka avy ao amin’ny toerana masina mba hankeo amin’ny tokotany ivelany. Fa ao no hametrahany ny fitafiana fitondrany manompo,+ satria zava-masina ireny. Hanao akanjo+ hafa izy ireo, rehefa hankeny amin’izay misy ny vahoaka.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara