19 Rehefa mivoaka ho any amin’ny tokotany ivelany izay misy ny vahoaka izy ireo, dia hesoriny ny fitafiana nentiny nanompo+ ka hapetrany ao amin’ny efitra masina fisakafoana.+ Dia hanao fitafiana hafa izy ireo, sao hanjary ho masina ny vahoaka raha mbola eny aminy ireny fitafiany ireny.+