1 Tantara 23:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny efatra arivo sy roa alina amin’ireo dia ho mpanara-maso ny asa ao an-tranon’i Jehovah, ny enina arivo ho mpiadidy+ sy mpitsara,+ 2 Tantara 19:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary napetrak’i Josafata tao Jerosalema koa ny sasany tamin’ny Levita+ sy ny mpisorona+ ary ny lohan’ny fianakaviambe+ teo amin’ny Israely, mba hampihatra ny lalàn’i+ Jehovah sy hitsara ny adin’ny+ mponina tao Jerosalema.
4 Ny efatra arivo sy roa alina amin’ireo dia ho mpanara-maso ny asa ao an-tranon’i Jehovah, ny enina arivo ho mpiadidy+ sy mpitsara,+
8 Ary napetrak’i Josafata tao Jerosalema koa ny sasany tamin’ny Levita+ sy ny mpisorona+ ary ny lohan’ny fianakaviambe+ teo amin’ny Israely, mba hampihatra ny lalàn’i+ Jehovah sy hitsara ny adin’ny+ mponina tao Jerosalema.