Ezekiela 48:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Ho zavatra tsy masina ho an’ny tanàna ny ambiny. Dimy arivo hakiho ny sakany, ary mifanila amin’ilay dimy arivo sy roa alina hakiho izy io.+ Hatao toeram-ponenana sy kijana izy io, ary ilay tanàna no ho eo afovoany.+
15 “Ho zavatra tsy masina ho an’ny tanàna ny ambiny. Dimy arivo hakiho ny sakany, ary mifanila amin’ilay dimy arivo sy roa alina hakiho izy io.+ Hatao toeram-ponenana sy kijana izy io, ary ilay tanàna no ho eo afovoany.+