Ezekiela 44:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny mpiadidy+ kosa anefa, amin’ny maha mpiadidy azy, dia hipetraka ao mba hihinanany sakafo eo anatrehan’i Jehovah.+ Ny lala-mitafon’ny vavahady no hidirany ary eo koa no hivoahany.”+
3 Ny mpiadidy+ kosa anefa, amin’ny maha mpiadidy azy, dia hipetraka ao mba hihinanany sakafo eo anatrehan’i Jehovah.+ Ny lala-mitafon’ny vavahady no hidirany ary eo koa no hivoahany.”+